KSquares dia kilalao nalaina avy amin'ny lalao penina sy taratasy malaza amin'ny Dots and Boxes. Mifandimby manao tsipika eo anelanelan'ny teboka roa mifanila eo amin'ny solaitrabe ny mpilalao tsirairay. Ny tanjona dia ny hameno efamira maro kokoa noho ny mpifanandrina aminao.